Entrée | 1 tsy mihambahamba |
Mots élémentaires | 2 tsy, 3 mihambahamba |
Partie du discours | 4 locution |
Exemples |
5 Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso!
[2.470]
6 Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27] |
Mis à jour le 2025/02/12 |
![]() |